Andevoranto | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 12 000 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Toamasina | |
Faritra | NC |
Andevoranto dia kaominina malagasy ao amin' ny distrikan' i Brickaville, Faritanin' i Toamasina. Ny isan ny mponiny dia 12 000 araka ny faminavinana natao tamin' ny taona 2000. Ny kaodin-kaominina dia 30609 ary ny kaodin-distrika dia 306.
Ny Eglizy Katôlika eto Madagasikara dia maniry ny hanangana toeram-pivahiniana masina any, ho fanomezam-boninahitra an' i Mgr Henri de Solages, mpisava lalana amin' ny iraka kristiana taty Madagasikara, izay maty tao tamin' ny taona 1832, dimy volana monja taorian' ny nahatongavany teto. Hita tao ny sisa tavela tamin' i Mgr Solages, 100 taona taty aoriana, taorian' ny fikarohana ary napetraka tao amin' ny Katedraly Saint-Joseph - Toamasina (fr) tamin' ny fotoana nitsofan-drano ilay fiangonana tamin' ny taona 1934.