Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Tsingy

Tsingin' i Bemaraha

Ny tsingy dia endriky ny vohon' ny tany be vatosokay hita any amin' ny faritra maro eto Madagasikara. izay mampiavaka ny toerana misy vatosokay aty amin' ny faritra mafana. Ny tsingy dia vaingam-batolampy misy karibonetra lava maranitra, indraindray mihoatra ny 60 m ny haavony, vokatry ny fanamontsanana sy ny fihadiana ataon' ny hafanana sy ny orana; tsingy koa fitambaran' ny vaingam-batolampy toy izany izay elanelanin' ny karazana lohasaha lava sy tery ary lalina.

Ahitana io anarana hoe "tsingy" io ny faritra arovana iray eto Madagasikara: ny Tsingin' i Bemaraha.


Previous Page Next Page






Tsingy Catalan Tsingy Spanish Tsingy French Tsingy Italian Cingi KAA Цинги Russian

Responsive image

Responsive image