Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Abisiniana (vahoaka)

Ny Abisiniaa na Habesa dia vondrom-poko na fitambarana vondrom-poko miteny semitika sy manaraka ny fiangonana ôrtôdôksa atsinanana. any amin' ny faritra avon' i Etiôpia sy Eritrea eo anelanelan' i Asmara sy Addis Abeba (izany hoe ny vahoaka amhara, tigreana, tigrinia) ary mbola mahazatra io fampiasana io ankehitriny. Ny teny hoe Abisiniana dia ampiasaina amin' ny ambaratonga samihafa amin' ny fampidirana sy fanilihana vondrona hafa. Ny vahoaka miteny kositika toa ny Ôrômô sy ny Agao (Agaw), ary koa ny Mozilmana miteny semitika na ny Jiosy etiôpiana, dia heverina ho ivelany manodidina.

Amin' ny teny gezy izy dia atao hoe ሐበሠተ / Ḥäbäśät; amin' ny teny amharika ሀበሻ / Häbäša; amin' ny teny tigrinia ሓበሻ / Ḥabäša.


Previous Page Next Page






Абиссинцәа AB ሀበሻ AM أحباش (قوم) Arabic Həbəşlər AZ Хабеша Bulgarian Abesinci BS Habescha German Habesha peoples English Habeŝaoj EO חבשים HE

Responsive image

Responsive image