Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Ali ibn Abi Talib

Ali ibn Abi Talib
Sary:Valeur inconnue
Ankapobeny
Anarana Ali ibn Abi Talib
Teraka 17 Martsa 599
Maty 28 Febroary 661
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Ali ibn Abi Talib izay atao hoe Ali fotsiny dia kalifa fahefatry ny fivavahana silamo. Teraka tokony tamin' ny taona 600 ary maty tokony tamin’ ny 28 Janoary 661 izy. Zanak' olo-mpiray tam-po sy vinantolahin' ny mpaminany Mohamady i Ali izay omen’ ny Sonita voninahitra amin’ ny maha farany amin' ny kalifa rashidun efatra ("votarika marina"), izay nanarakataka an' i Abu Bakr sy i Omar ary i Othman. Vao mainka hajain' ny Siita, izay mihevitra azy ho hany mpandimby ara-dalàna ny Mpaminany sy voalohany amin' ny imama (imam) izy.


Previous Page Next Page






Ali bin Abi Thalib ACE Ali AF ዓሊ እብን አቢ ታሊብ AM Alí AN Alī ANG علي بن أبي طالب Arabic علي بن أبي طالب ARY على بن ابى طالب ARZ Ali Ibn Abi Tálib AST Əli AZ

Responsive image

Responsive image