Faritra Atsimo-Andrefana
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Toliara | ||
Renivohi-paritra | Toliara | ||
Distrika | 9 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 66 236 km2 | ||
Isam-ponina | 1 799 088 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 27,16 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny Faritra Atsimo-Andrefana no faritra lehibe indrindra amin' ny velarantany eto Madagasikara izay any amin' ny tapany atsimo andrefan' ny Nosy. Ao amin' ny Faritanin' i Toliara no misy azy. Ny Faritra Atsimo-Andrefana dia mizara ho distrika sivy, izay mitsinjara kaominina mihoatra ny 100.