Ny fiteny kanaanita na fiteny kananeana dia vondrom-piteny semitika andrefana izay ahitana ireo fiteny semitika notenenina tao amin' ny tanin' i Kanaana , izay faritra mahafaoka an' i Israely, i Jordania, i Sinay, i Libàna, i Siria, ny tanin' i Palestina ary koa faritra sasany ao Torkia sy ny faritra avaratra ao amin' ny saikanosin' i Arabia.