Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Fiteny kasmiry

Ny fiteny kasmiry dia fiteny ao India ao amin' ny sampana' ny fiteny indô-iraniana ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Tenenina ao Kashmir ny fiteny kasmiry sady soratana amin' ny tarehin-tsoratra arabo, izay tsy inona fa ny abidy arabo nasiam-panovana sady karazan' ny abidy persana, sahala amin' ny abidy ordo na ny devanagry. Taloha io fiteny io dia nosoratana tamin' ny abidy sarda (taonjato faha-8). Amin' ny fiteny kasmiry dia atao hoe کٲشُر / kạ̄šur na कॉशुर / kạ̄šur izy.


Previous Page Next Page