Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Kanaana (faritra)

Ireo Tanàna-Fanjakana natanjaka tao Kanaana

I Kanaana na Kanana na Kanahana dia faritra tao andrefan' i Jordana (na Jordany) izay resahina ao amin' ny Testamenta Taloha ao amin' ny Baiboly sady anaran' ny razamben' ireo mponina tao amin' io firenena io koa ny hoe Kanana na Kanaana na Kanahana, ka izany no iantsoana ilay firenena hoe Tany Kanaana indraindray mba hiavahany amin' ilay razambe. Taty aoriana ny Tany Kanana dia niova anarana ho Palestina na Palestinina. Izy ilay tany nampanantenain' Andriamanitra ny Israelita araka ny Baiboly. Nonina tsikelikely tao Kanana ny Israelita nanomboka tamin' ny taonarivo faha-2 tal. J.K. na mety efa talohan' io aza. Angamba koa avy amin' ny fitenin' ireo Kanaanita no nahazoan' ny Israelita ny fiteny hebreo.


Previous Page Next Page






Kanaän AF Kanaan ALS ከነዓን (ጥንታዊ አገር) AM كنعانيون Arabic ܟܢܥܢ ARC كنعان ARZ Canán AST Kənan AZ Ханаан BE Ханаан BE-X-OLD

Responsive image

Responsive image