Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Katsaka

ny katsaka
ny katsaka
Zea mays 'Ottofile giallo Tortonese'

Ny katsaka dia zavamaniry volena mba hahazoana voany (mitambatra ho babiny) izay atao sakafon’ ny olombelona sy ny biby fiompy, sy mba hahazoana ny raviny sy ny tahony hohahin’ ny biby fiompy. Anisan' ny zavamaniry be mpamboly maneran-tany, toy ny vary sy ny varimbazaha, ny katsaka. Ny anarana siantifikan' ny katsaka famboly dia Zea mays, fa ny katsakadia kosa, izay hita tao Meksika kosa dia atao hoe Zea diploperennis.

Zavamaniry ao amin' ny fianankavian' ny Poaceae ny katsaka. Sokajiana ho anisan' ny voamadinika ny katsaka. Maniry amin' ny faritra maro eran' izao tontolo izao izy.


Previous Page Next Page






Jagong ACE Mielie AF Mais ALS በቆሎ AM Zea mays AN Àkpà ANN मक्का ANP ذرة شامية Arabic دره ARZ Zea mays AST

Responsive image

Responsive image