Ny lalana dia soritra namboarina natao ho fandehanana mpampitohy toerana na tanàna roa.
Ao an-tanàna, ny lalana dia toerana ifamoivoizan'ny olona izay mitondra azy ireo any amin'ny tranony na any amin'ny toerana iasany. Ny lalana dia toerana sarababem-bahoaka ary toerana ifanakalozana (ny entana).