Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


New York

I New York dia tanàna any Etazonia, ny anarany ôfisialy amin' ny teny anglisy dia New York City mba tsy hifangaro amin' ny faritany mizakatena ny New York, any Etazonia. Ny isan' ny mponin' i New York dia 8 336 697. Ny tananan-dehibeny dia ilay anisan' ny ngeza indrindra ao a Etazonia. Tamin' ny 2005, ny isan' ny mponin' i New York Be dia 26 tapitrisa (miaraka amin' ny tanànan' i New Jersey). Manana faritanàna dimy i New York.


Previous Page Next Page