Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Uthman ibn Affan

Uthman ibn Affan
Ankapobeny
Anarana Uthman ibn Affan
Teraka taona 574
Maty 17 Jolay 656
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

I Uthman ibn Affan na Othman ibn Affan, izay antsoina fotsiny amin' ny hoe Othman na Uthman na Osman, dia kalifa fahatelon' ny finoana silamo, izay nanapaka tamin' ny taona 644 hatramin' ny 656 nahafatesany. Ho an' ny ankamaroan' ny Sonita, i Othman dia iray amin' ireo "kalifa voatarika tsara" (arabo: الخلفاء الراشدون / al-Khulafāʾ al-Rāshidūn) efatra mpandimby ny mpaminany Mohamady, miaraka amin' i Abu Bakr, i Omar ary i Ali. Teraka tamin' ny taona 574 ary maty tamin' ny taona 656 izy.


Previous Page Next Page