Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Vato

Vato an-tendrombohitra

Ny vato dia vaingan-javatra avy amin' ny fahapotehana sy fivangongoan' ny nofon-tany na avy amin' ny fangatsiahan' ny magma izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fanamboarana trano, tetezana, lalana, sarivongana, tsangambato, sns. amin' ny alalan' ny fanambarana azy na ny fisokirana azy na ny fipaihana azy. Isan' ny karazam-bato ampiasaina amin' ny fanorenana sy fanamboaran-javatra (trano, tetezana, fasana, lalana, sns) ny bazalta, ny vatoafo, ny vatosokay ary ny vatosolaitra. Misy koa ny vato fanamboarana fanaingoana sy firavaka toy ny vato sarobidy sy ny vatosoa.


Previous Page Next Page






Klip AF Gestein ALS Roca AN रॉक ANP صخر Arabic ܐܒܢܐ ARC حجر ARY শিল AS Roca AST Asini ATJ

Responsive image

Responsive image