I Charles Taze Russell dia pastora amerikana nandray ampahany tamin' ny fampianaran' i William Miller. Teraka tamin' ny taona 1852 sy maty tamin' ny taona 1916 i Charles Taze Rusell.
Charles Taze Russell