Ny Faritanin' i Toamasina dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara, izay manana velarana 71 911 km2. Misy mponina miisa 3 438 275 io faritany io tamin' ny taona 2011. Ny tanànan' i Toamasina no renivohiny.
Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy voahaja aza izany. Misy faritra miisa telo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:
Misy distrika miisa valo ambin' ny folo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:
|