William Miller

I William Miller

I William Miller dia mpitoriteny batista amerikana izay nitarika ny hetsika prôtestantan' ny fifohazam-panahy iraisam-pinoana teo anelanelan' ny taona 1831 sy 1844, izay nanambara ny hiverenan' i Jesosy Kristy amin' ny taona 1843-1844. Ny fampianarany dia nahazo ny anarana hoe milerisma na adventisma, Taty aoriana dia niteraka hetsika sy fikambanana adventista maro ny hafatr' i William Miller, indrindra ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito.


William Miller

Dodaje.pl - Ogłoszenia lokalne