Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Andriana

Andrianampoinimerina

Ny andriana dia sarangan' olona farany ambony tao amin' ny fanjakana maro teto Madagasikara izay nisongadina indrindra tao amin' ny fanjakana merina, izay nipoiran' ny olona hatao mpanjaka. Tao amin' ny fanjakana merina, ny saranga lehibe telo hafa manampy azy io dia ny hova ny mainty sy ny mpanompo (na andevo). Amin' izao fotoana izao dia mbola misy ireo olona atao hoe andriana sy taranak' andriana ao Antananarivo sy ny vohitra manodidina. Ny fampiasana ny teny hoe "Andriana" ho enti-milaza andriana dia hita amin' ny vondrom-poko malagasy maro hafa toy ny Betsileo, ny Betsimisaraka, ny Bezanozano, ny Antambahoaka ary ny Antemoro.


Previous Page Next Page






Andriana AF أندريانا Arabic Andriana Catalan Andriana German Andriana English Noblesse malgache French Andriana ID Andriana (titolo nobiliare) Italian Andriana Portuguese Андриана Russian

Responsive image

Responsive image