Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Andrianjaka

I Besakana, trano fonenan' Andranjaka ao amin' ny Rovan' Antananarivo

Andrianjaka dia mpanjaka tao amin' ny Fanjakana Merina izay nanapaka tamin' ny taona 1610-1630. Zanaka lahin' ny mpanjaka Ralambo izy. Vitany ny fanitarana ny fanjakana natombok' ireo mpanjaka teo alohany ka tao Analamanga, izay novana anarana hoe Antananarivo, no nataony renivohitry ny fanjakany. Nandry fahalemanana kokoa ny tany tamin' ny fitondrany ka nahavitana asa lehibe toy ny fitarihan-drano hanajariana ny honahonan' i Betsimitatatra izay nanodidina an' Antananarivo, mba hanaovana tanimbary.


Previous Page Next Page






Andrianjaka AF اندريانجاكا ARZ Andrianjaka German Andrianjaka English Andrianjaka ET Andrianjaka French Andrianjaka Dutch Andrianjaka Polish Андріаджака Ukrainian

Responsive image

Responsive image